|
|
|
|

Teny iditra1 manokom-bary olona
Singan-teny  2manokona, 3vary, 4olona
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6eo antin' ny 11 ora antoandro; enti-milaza ny fotoana izay saiky ikarakaran' ny olona rehetra ny sakafo andrahoina ka ametrahany azy eo ambony toko (eo amin' ny enina na fito hariva eo; hita amin' itỳ fombam-pitenenana itỳ fa ny hariva indrindra ny Ntaolo no nanao sakafo lehibe). [1.1]
Voambolana  7 Fotoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11